“Tsy manan-tahotra ny fitiavana ; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra ; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra tsy mbola tanteraka amin’ny fitiavana”
[IJaona 4.18]
TONGASOA
eto amin’ny tranokalan’ny Fiangonana
V
Ny Fiangonana FPMA AMIENS
dia faly manasa anao hiara-hidera an’Andriamanitra
&
FANDAHARAM-POTOANA
2013 sy 2014
Henoy ny RADIO VATSY FPMA
Fandraisan’anjaran’ny Tafo FPMA Amiens
Fanompoam-pivavahana sy Fampianarana teny Malagasy
" …Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao…"
[Salamo 119.105]
Andriamatoa ANDRIALAMPISON Zaranaina Mpitandrina
Mpitandrina Tafo FPMA Amiens
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY
FPMA AMIENS
Teny Faneva :
“Tsy mba manan-tahotra ny fitiavana,
fa ny fitiavana lavorary mandroaka ny tahotra.
Mifantoka amin’ny sazy manko ny tahotra,
fa izay matahotra dia mbola tsy lavorary amin’ny fitiavana.
I Jôhany 4.18. DIEM [Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara]
Fanokafana ny taom-piangonana
2013 - 2014
Fanompoam-pivavahana Iraisam-pinoana
Amiens – Somme - Picardie
Alahady 08 Septambra 2013
Célébration Œcuménique
AU PARC SAINT-PIERRE à AMIENS
« FETE AU BORD DE l’EAU »
Célébration proposée par les communautés chrétiennes de la Somme :
Eglise catholique
Eglise adventiste
Eglise baptiste
Eglise évangélique
Eglise protestante unie de France
Eglise protestante malgache en France FPMA Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 17 Septambra 2013
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Fitondrana am-bavaka ny taom-piangonana
2013 – 2014
Ramatoa RAHARIJAONA Marie-Angèle Mpitandrina
Mpitandrina miandraikitra
ny Fiaraha-mandinika Soratra Masina antariby
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 22 Septambra 2013
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY DIAKONA
Fandraisana ny Mpitandrina vaovao
Atoa ANDRIALAMPISON Zaranaina Mpitandrina
ary
Fitondrana am-bavaka ny Mpitandrina teo aloha
Rtoa RAHARIJAONA Marie-Angèle Mpitandrina
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 80000 Amiens
FIANGONANA
Alahady 20 Oktôbra 2013
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
Fanompoam-pivavahan’ny Tafo FPMA Amiens hametrahan’ny Birao Foibe FPMA
amin’ny fomba ofisialy an’
Atoa ANDRIALAMPISON Zaranaina
ho Mpitandrin’ny Tafo FPMA Amiens
[Accord conjoint] avy amin’ny :
Tafo FPMA Amiens, Faritany FAVA, Vaomieran’ny Fanompoana, Fiaraha-Miasan’ny Mpitandrina FPMA
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 12 Oktôbra 2013
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
Fanompoam-pivavahana Iraisam-pinoana
Alahady 10 Novambra 2013
Célébration Œcuménique
CATHEDRALE D’AMIENS
FIANGONANA
Alahady 17 Novambra 2013
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
Fanombohan'ny fianarana hira , tsianjery,
tantara an-tsehatra entina hankalazana ny Nöely
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 19 Novambra 2013
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 15 Desambra 2013
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé
dia @ 10 ora maraina :
Fianaran-kira, tsianjery,
tantara an-tsehatra entina hankalazana ny Noely
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 17 Desambra 2013
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 25 Desambra 2013
@ 10 ½ ora maraina
Ny fankalazan’ny ankizy ny Hazo Noely
Dia amin’ny 9 ora ka hatramin’ny 10 ora maraina
Nöely 2013
« Krismasy – Firaisana »
Hiara-hankalaza an’Andriamanitra ny andro “Noely”
ny Fiangonana FPMA Amiens sy FPMA Creil
Fanompoam-pivavahana
sy fanokanana Mpandray Fanasan’ny Tompo
tarihan’ny Mpitandrina iombonana
Andriamatoa ANDRIALAMPISON Zaranaina Mpitandrina
Hisy tantara an-tsehatra hataon’ny ankizy hankalazana ny Noely
“MARAN-ATA, AVY NY TOMPO”
« Voninahitra any amin’ny Avo indrindra ho an’Andriamanitra,
ary fiadanana ety an-tany ho an’ny olombelona fa nanehoany fitia »
(Diem, Lioka 2. 14)
Izany hiran’ny anjely tamin’ilay Krisimasy voalohany izany no iarahabana anareo
Toerana
Chapelle Notre Dame de Lourdes
405 rue Louis Portebois 60290 Laingneville
Fanompoam-pivavahana Iraisam-pinoana
eto Amiens - Somme - Picardie
Volana Janoary 2014
Conseil Œcuménique des Eglises
Semaine de Prière pour l'unité des chrétiens
Mois de Janvier 2014
Le thème pour 2014 a été préparé par une équipe interconfessionnelle du Canada
et adopté conjointement par le Conseil Œcuménique des Eglises
et par le Conseil pontifical pour la promotion de l’unité des chrétiens
A Saint-Valery : Vendredi 17 Janvier 2014 à 19h30, au Centre Valéricain Saint-Valéry (80)
A Amiens : Lundi 20 janvier 2014 à 20h30 : Lieu: Paroisse catholique ND de Pentecôte 4, rue du Maréchal de Castries
A Roye : Mercredi 22 janvier 2014 à 18h30 : Salle Saint-Florent, suivi d’un temps de convivialité
A Amiens : Jeudi 23 janvier 2013 à 20h30 : Eglise évangélique baptiste d'Amiens : 4, rue Roland Douay :
Conférence témoignage de Sam Maloney, sur son ministère dans le sud de l’Inde
A Amiens : Vendredi 24 janvier 2014 à 19h30 : au Temple de l’ Eglise Protestante Unie de France, 19 rue jean Calvin
FIANGONANA
Alahady 19 Janoary 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
TAOM-BAOVAO
ALAHADIN’NY MPITANDRINA
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 28 Janoary 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 16 Febroary 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY ANTOKO MPIHIRA
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 25 Febroary 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 16 Martsa 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY SEKOLY ALAHADY
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 25 Martsa 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 20 Aprily 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
PASKA 2014
Fahatsiarovana ny fitsanganan'ny Tompo tamin'ny maty
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 22 Aprily 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
ZAIKABEM-PARITANY
FPMA Faritany Avaratra Andrefana
Tafo FPMA Amiens ; Tafo FPMA Caen ; Tafo FPMA Creil ; Tafo FPMA Lille ; Tafo FPMA Rouen
Sabotsy 26
sy Alahady 27 Aprily 2014
Ny Tafo FPMA Amiens
no mandray ny fihaonambe taona 2014
Hisy Fanompoam-pivavahana lehibe ny Alahady 27 aprily 2013
Momba ny andinidiny
sy ny Fisoratana anarana amin’ny trano fatoriana sy ny sakafo
Antsoy ny : 06 18 71 71 61
Toerana
AMIENS
FIANGONANA
Alahady 18 May 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY VEHIVAVY KRISTIANA
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 20 May 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
FIANGONANA
Alahady 15 Jona 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY SAMPANA ZAVA-MANENO
Fiderana an’Andriamanitra amin’ny
Hira sy Mozika
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 17 Jona 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 02 Jolay 2014

Fialan-tsasatra
Volana Jolay sy Aogositra 2014
Mihidy ny Fiangonana
Fidirana
Alahady 21 Septambra 2014
Fanasan’ny Tompo
FIANGONANA
Alahady 21 Septambra 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
Fanasan’ny Tompo
Alahadin’ny DIAKONA
Fidiran’ny Taom-pianarana 2014- 2015 :
Fiarahabana sy Firariantsoa
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé
dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 23 Septambra 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 19 Oktôbra 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY KÔMITY
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé
dia @ 10 ora maraina :
Fidiran’ny Taom-pianarana : Fiarahabana sy Firariantsoa
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 21 Oktôbra 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 16 Nôvambra 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
ALAHADIN’NY KÔMITY
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé
dia @ 10 ora maraina
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye 8000 Amiens
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 18 Nôvambra 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
« Fiaraha-mandinika Soratra Masina »
Talata 16 Desambra 2014
amin’ny 8 ora sy sasany alina
Ny nomerao hahafahanao mihaino sy mandray anjara amin’io fotoana io dia :
01 80 14 06 90 ; ny kaody hidiranao (code d’accès) dia : 147202#
Havereno matetika ny antsonao raha misy sakana
fa tsy maintsy ho tafiditra ianao
FIANGONANA
Alahady 21 Desambra 2014
Fiangonana @ 10 ½ ora maraina
FANASAN’NY TOMPO
Ny Fampianarana Sekoly Alahady sy Pre-Katé
dia @ 10 ora maraina :
Fidiran’ny Taom-pianarana : Fiarahabana sy Firariantsoa
Toerana
Fiangonana 28 rue Millevoye
FIANGONANA
Alahady 25 Desambra 2014
@ 10 ½ ora maraina
Fankalazan’ny ankizy ny Hazo Noely
Hisy tantara an-tsehatra hataon’ny ankizy hankalazana ny Noely
Nöely 2014
“MARAN-ATA, AVY NY TOMPO”
« Voninahitra any amin’ny Avo indrindra ho an’Andriamanitra,
ary fiadanana ety an-tany ho an’ny olombelona fa nanehoany fitia »
(Diem, Lioka 2. 14)
Izany hiran’ny anjely tamin’ilay Krisimasy voalohany izany no iarahabana anareo
Toerana
Fiangonana
28 rue Millevoye 80000 Amiens
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY
FPMA AMIENS
FPMA AMIENS
FARITANY AVARATRA ANDREFANA
Trano fiangonana :
28 RUE MILLEVOYE 80000 AMIENS
Ny Mpitandrina mpandrindra
Andriamatoa ANDRIALAMPISON Zaranaina Mpitandrina
Ny Filohan’ny Fiangonana Tafo FPMA Amiens
Andriamatoa RATIANAHARINARIVO Mamy Robinson
Fifandraisana
Telefona :
06 18 71 71 61
Mailaka :
[SITE] : www.fpma-amiens.org
“Mitsangàna, ry Jerosalema ô, mamirapirata, satria tonga ny famirapiratanao ;
Ny voninahitry ny Tompo no manazava anao toy ny masoandro miposaka "
Isaià 60. 1.
DIEM [Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara]